Sary
Ny Fotografia na ny hoe Sary dia fomba entina hananganana ny sary, na azo adika hoe sary izay notifirina ka azo raisina antanana. Betsaka ny karazana sary : sary nomerika, sary soikitra, sary vita amin'i loko, sary 3D,...sns. Ary tafiditra ho anisan'ireo art Malagasy koa ny sary.
Famaritana fototra
hanovaNy teny hoe photografia dia niainga avy tamin'ny tsiry kevitra manam-pahaizana i John Herschel ka azo adika amin'ny teny Grika araka izao hitan-tsika izao :
- ny lohan-teny «photo-» (φωτoς, photos : lumière, clarté) «izay mitaratra ny hazavana», « ampiasaina amin'ny alalan'ny hazavana » ;
- ny vondin-teny «-graphie» (γραφειν, graphein : peindre, dessiner, écrire) «izay manoratra », «izay mamoaka sary».
Ara-literatiora
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Azo adika tsotra ny fotografia dia fandokona sary.