Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny videô (amin'ny teny Frantsay : Vidéo), dia vondrona sy fitambaran'ireo tekinika natao hiterizana sary sy feo analojika sy nomerika izay mihetsika mitovy tsy misy valaka. Ny teny hoe videô dia nalaina avy amin'ny teny Latina hoe : « video » izay midika hoe : « je vois », ny videô dia vokatra azo avy amin'ny fitaovana iray antoina hoe : Kamerà, ankehitriny dia betsaka ny karan'ireo videô izay misy.

35mm bandy filma (6498625859) (versona cropped)

Karazana videôHanova

AnalojikaHanova

NomerikaHanova

FitaovanaHanova

Jereo koaHanova