Hanokatra ny renilisitra
Ireo olona izay grika na manana razambe grika

Ny Grika dia mponina indo-eoropeanina izay nipetraka teo amin'ny toerana misy an'i Grisy ankehitriny ary ny tany ipetrahan'ny olom-pirenena grika na avy amin'ny foko grika, toa an'i Kipra (na Kiprosy), ary nosy hafa maromaro eo amin'ny manodidina ny Ranomasina Mainty, ny amorontsiraka andrefan'i Anatolai ary ireo Grika izay nifindra monina.

Ny fiteny tenenin'ny grika ankehitriny dia ny fiteny grika vaovao. Izay samihafa amin'ny fiteny grika taloha amin'ny endriny manana tsindrim-peo tokana eo amin'ny fiteny.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka mponina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.