Tetiandro hindoa

(tonga teto avy amin'ny Kalandrie hindoa)

Ny tetiandro hindoa dia tetiandro manara-bolana sy masoandro izay ahitana fanova arakaraka ny faritra ampiasana azy: ireo Fanjakana indiana dia manana ny fomba fijeriny ary i Pakistàna dia manana ny azy koa. Ny andro voalohany ao amin'ny taona voalohany amin'ny tetiandro hindoa dia mifanandrify amin'ny 23 Janoary 3102 tal. J.K. ao amin'ny tetiandro gregoriana. Ireto ny anaram-bolana ao amin'io tetiandro io: Chaitra, Vaishākh, Jyaishtha, Āshādha, Shrāvana, Bhādrapad, Āshwin, Kārtik, Mārgashīrsha, Paush, Māgh ary Phālgun.

Jereo koaHanova