Ny fitodika tsaraina ao amin' ny fitsipiteny sy haiteny malagasy araka anjara asa dia ny fitodiky ny fehezanteny misy entimilaza tsy matoanteny. Mety ho anarana na mpamari-toetra na teny hafa azo atao entimilaza nefa tsy matoanteny ny entimilaza.

Ohatra:

  • Tsemboka ilay mpangalatra.

Jereo koa hanova