Ny fitodika mpanao ao amin' ny fitsipiteny sy haiteny malagasy araka anjara asa dia ny fitodiky ny fehezanteny mivany roa fara-fahakeliny (matoanteny sy lazaina) ka misy tovona mi-, man-, maha-, sns ny matoanteny.

Ohatra

Mitaraina ny vahoaka.

Jereo koa hanova