Ny fitodika ata ao amin' ny fitsipiteny sy haiteny malagasy araka anjara asa dia ny fitodiky ny fehezanteny ahitana vaniny roa fara-fahakeliny (matoanteny sy lazaina) ka ny matoanteny dia misy tovona a- ary ny lazaina dia mitana anjara asa atao.

Jereo koa hanova