Ny fiteny taosoga dia fiteny aostrôneziana, ao amin' ny sampam-piteny malaiô-pôlineziana, tenenina ao amin' ny Faritanin' i Sulu ao Filipina. Iray amin' ny vondrom-piteny bisaia izy io. Ampiasaina any Malezia sy Indônezia koa io fiteny io.