Ny fiteny lotsazy dia fiteny banto ao Angôla sy ao Zambia. Io no fiteny be mpampiasa ao amin' ny vondrona ngangela. Atao hoe fiteny lokazy na tsilotsazy koa io fiteny io. Ny hoe ngangela dia teny noforonin' ny Vimbondo mpivarotra sy ny misiônera tamin' ny taonjato faha-18 mba hiresahana ny foko maromaro nonina tamin' ny faritra atsinanana amin' i Angôla.

Jereo koa hanova