Fiteny koà
(tonga teto avy amin'ny Fiteny Kwa)
Ny fiteny koà dia fiteny maro any Kôtidivoara, any Gana, any Tôgô sy any atsimo amin' i Nizeria, ao amin' ny fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley. Anisan' ny fianakaviam-piteny koà ny fiteny akàna, ny fiteny eoe, ny fiteny baole, ny fiteny fongbe, ny fiteny ga ary ny fiteny agny.
Jereo koa
hanovaBoky
hanova- ((de)) Ursula Hintze (1959) Bibliographie der Kwa-Sprachen und der Sprachen der Togo-Restvölker (mit 11 zweifarbigen Sprachenkarten). Berlin: Akademie-Verlag.
- ((en)) John M. Stewart (1989) 'Kwa'. In: Bendor-Samuel & Hartell (eds.) The Niger-Congo languages. Lanham, MD: The University Press of America.
- ((en)) Diedrich Hermann Westermann (1952) Languages of West Africa (Handbook of African Languages Part II). London/New York/Toronto: Oxford University Press.
- ((en)) Patrick R. Bennett & Jan P. Sterk (1977) 'South Central Niger-Congo: A reclassification'. Studies in African Linguistics, 8, 241–273.
- ((fr)) Georges Hérault (dir.), Atlas des fitenys kwa de Côte d’Ivoire, Oniversiten'i Abijana, ILA, 1982, 509 p. (ISBN 2-7166-0228-X)