Ny fiteny ôrômô dia fiteny na vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny kositika, izay ahitana fiteny maro nibeazanan' ny olona miisa 35 tapitria any ho any ao amin' ny Tandrok' i Afrika, ka ireo vahoaka ireo dia atao hoe Ôrômô, izay monina indrindra ao Etiôpia, nefa ahitana azy ireo koa ny ao Kenia sy ao Sômalia ary ao Jibotỳ. Io no fiteny fahatelo aty Afrika raha ny isan' ny mpiteny azy no heverina.

Lehilahy ôrômô

Tamin' ny taona 1875 dia voadikan' i Johann Ludwig Krapf (misiônera ao amin' ny Church Missionary Society) voalohany tamin' ny fiteny ôrômô ny Baiboly.

Jereo koa hanova