Fitenim-paritra malagasy tatsinanana

Ny fitenim-paritra malagasy tatsinanana dia vondrom-pitenim-paritry ny fiteny malagasy azo amin' ny alalan' ny fanasokajiana voalohany ny fitenim-paritra malagasy, ka ny mifanohitra aminy dia ny fitenim-paritra malagasy tandrefana. Anisan' ireo fitenim-paritra ireo ny fiteny betsimisaraka (avaratra sy atsimo), ny fiteny malagasin' ny afovoan-tany (fiteny betsileo, fiteny bezanozano, fiteny merina, fiteny sihanaka, fiteny sihanaka, fiteny tanala), ny fiteny tanosy, ny fiteny tesaka sy ny fitenim-paritra atsimo-atsinanana hafa (fiteny antambahoaka, antefasy, antemoro, antesaka, zafisoro).

Sarin-tany maneho ny faritra misy ny fitenim-paritra eto Madagasikara

Jereo koa hanova