Filoham-pirenena sy mpanjakan' i Madagasikara

  

Ity ny lisitry ny mpanjaka sy filoham-pirenen' i Madagasikara nanomboka tamin' ny taona 1787 izay hanjakan' Andrianampoinimerina izay nampikambana ny fanjakana merina tamin' ny taona 1806. Ny jeneraly Gallieni dia nanongana ny mpanjaka ka naha zanatany frantsay an' i Madagasikara hatramin' ny taona 1958 izay niforonan' ny firenena malagasy.

Fanjakana hanova

Fanjakan' Imerina
# Anarana Fanombohan' ny fanjakana Fiafaran' ny fanjakana Toerany
1 Nampoina 1787 1810 Mpanjaka
2 Radama I 1810 1817 Mpanjaka


Fanjakan' i Madagasikara
# Anarana Fanombohan' ny fanjakana Fiafaran' ny fanjakana Toerana
1 Radama I 1817 27 jolay 1828 Mpanjaka
2 Ranavalona I 27 jolay 1828 18 aogositra 1861 Mpanjakavavy
3 Radama II 18 août 1861 11 mai 1863 Mpanjaka
4 Rasoherina 11 mai 1863 2 avril 1868 Mpanjakavavy
5 Ranavalona II 2 avril 1868 13 juillet 1883 Mpanjakavavy
6 Ranavalona III 13 juillet 1883 28 février 1897 Mpanjakavavy
Zanatany frantsay 28 février 1897 1 mai 1959

Filoham-pirenena hanova


Filoha Taona
Philibert Tsiranana 1960-1972
Jeneraly Gabriel Ramanantsoa 1972-1975
Kolonely Ratsimandrava 5 febroary 1975 - 16 febroary 1975
Amiraly Didier Ratsiraka Jona 1975-1991
Zafy Albert 1993-1996
Didier Ratsiraka 1996-2001
Marc Ravalomanana 2002-2009
Andry Rajoelina 13 febroary 2009 -