Fifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2006

Ny 3 desambra 2006 no nanaovana ny fifidianana Filoham-pirenena ao Madagasikara 2006. Nirotsaka hofidiana indray ny filoha Marc Ravalomanana, teo amin’ny toerany nanomboka ny taona 2002. Ny 9 desambra teo no nambara fa nandresy tamin’ny fihodinana voalohany ny tamin’ny 55%-n’ny vato i Marc Ravalomanana.

Vokatra

hanova
Kandidata vato: isan-jato
Marc Ravalomanana 2 435 199 54,79
Jean Lahiniriko 517 994 11,65
Roland Ratsiraka 457 717 10,14
Herizo Jossicher Razafimahaleo 401 473 9,03
Norbert Lala Ratsirahonana 187 522 4,22
Elia Ravelomanantsoa 113 897 2,56
Pety Rakotoniaina 74 566 1,68
Jules Randrianjohary 33 463 0,75
Daniel Rajakoba 28 363 0,64
Ny Hasina Andriamanjato 185 624 4,18
Philippe Madiomanana Tsiranana 1128 0,03
Ferdinand Razakarimanana 41 0,00
Roindefo Zafitsimivalo Monja 21 0,00
Rakotonirina Manandafy 14 712 0,33

Tsiahy

hanova