Pety Rakotoniaina (teraka 14 Oktobra 1962 tao Ikalamavony)[1] dia mpanao politika malagasy.

Fifidianana filoham-pirenena malagasy 2006

hanova

Kandidà tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny 2006 izy saingy tsy nahomby tamin'ny vato 1,68% (74,566 vato).[2] Ny tany amin’ny Faritanin' i Fianarantsoa ihany no tena nanohana azy, izay nahazoany vato 7,42%.

Sazy an-tranomaizina

hanova

Tamin'ny 8 Oktobra 2007, nahazo sazy an-tranomaizina dimy taona izy noho ny halatra fiara telo tamin'ny faritany tamin'ny 2002 sy 2003.

Voaheloka higadra folo taona izy noho ny halatra fiara fitateram-bahoaka sy ny fandraisany anjara tamin’ny fanonganam-panjakana tsy nahomby tao amin’ny Bani Ivato tamin’ny 2008, ary nahazo famotsoran-keloka tamin’ny fitondrana Tetezamita Andry Rajoelina.

Fe-potoana iasany

hanova