Endrika:Mpikmambana:BeGasy
Tonga soa eto amin’i Wikipedia
Ny wikipedia dia raki-pahalalana malalaka azon’ny tsirairay ovaina
|
Androany, Sabotsy 25 Martsa 2023 - 13:55 (UTC), Mahatratra 95 453 ny takelaka misy ato amin'ny wikipedia malagasy ankehitriny. |
Tonga soa ato amin'ny BeGasy |
mg | Ny teny malagasy no teny nibeazan'ity mpikambana ity. |
en-2 | Mpikmambana:BeGasy is able to contribute with an intermediate level of English. |
Anarana notsoahina avy amin'ny Bezara ny teny hoe "Be" ary nampiana Gasy izay nalaina avy amin'ny teny hoe Malagasy, raha atambatra dia BeGasy. Miezaka hatrany aho mandray anjara amin'ity wikipedia malagasy ity na dia kely aza ny fotoanako. Florent Bezara no tena anarako ary mbola mpianatra ao amin'ny Oniversite Mahajanga. Mbola fotoana vitsivitsy izay no naha Mpandrindra aho tato amin'ny wikipedia malagasy, tsy kivy ary tsy maintsy hanao ezaka hatrany hampivelatra sy hampandroso ny wiki mg. Ary manentana anao koa aho mba hitovy tanjona amiko, entano koa ireo namanao.
![]() |
Tsy mifoka sigara Tsy mpifoka sigara aho, ary tsy tiako rehefa misy mifoka sigara eo akaikiko.
|
Do you have a questions or you don't speak malagasy? If you need help, Check here
TarigetrakoHanova
Minoa ary Mitraka. |
Statistika momba ahy ato amin'i WikipediaHanova
Lohahevitra tokony ho soratanaHanova
Ireto avy ny lahatsoratra tiako sady ezahiko ho soratana ato amin'ny Wikipedia Malagasy. Tsy izany ihany fa afaka koa inao manampy anay amin'ny famelabelarana ireto lohahevitra ireto.
FANDROSOANA | TANTARA | OlONA | HAFA |
---|---|---|---|
Siansa | Fanatan-jahatena | Biôgrafia | |
Tekinôlôjia | Jeografia | Politika | |
Taozavatra | Sarimihetsika | Fahasalamana sy Sosialy | Jereo koa ireo hafa((en)) |