Disciples FC dia klioba baolina kitra avy eto  Madagasikara monina eto Antsirabe, Faritra Vakinankaratra.[1]

Tompondakan’i Madagasikara amin’ny baolina kitra 2024

hanova

Nandrombaka ny lalao famaranana tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2024 nifanandrina tamin’ny ASSM Elgeco Plus 0-0 (1-0 tamin’ny fanalavam-potoana) ny ekipa.

Ligue des champions de la Confédération africaine (CAF)

hanova

tongotra voalohany:[2] Disciples FC : Orlando Pirates: 0:0

tongotra faharoa: Orlando Pirates: Disciples FC: 4:0

Tafita hiatrika ny dingana manaraka i Orlando Pirates.