ASSM Elgeco Plus, dia klioba baolina kitra avy eto  Madagasikara monina eto Antananarivo, Analamanga. Ny fusionan'ny klioba taloha Real Elgeco Plus avy any Manakara sy AS Saint Michel[1] no nanangana azy tamin'ny taona 2008.