Tsilavina ambinintsoa jean aristide
fitsapan-kevitra mahakasika ny philozofia
hanovamiady hevitra momban'ny fanatanterahana ny politika izay hatokana mba hitantanana ny lalan'ny natiora, amin'ny alalan'ny saina mandinika sy mieritreritra ary mandray amin'ny lafiny ratsy ka mandray fanapahan-kevitra mifandraika amin'izany avy hatrany. ny fomba fijery miankina amin'ny fandinihana izay mety ho fiafarany no takiana ka izay mahaliana ny sofina sy mahavaha ny olana sahady dia ekena ho fandresen-dahatra amin'ny roson-kevitra iadiana. eto dia atsipy sahady fa ny mahalala ny atao hoe philozofia ihany no mahafantatra ny tena fahendrena.
Tonga soa!
hanovaManao ahoana Tsilavina ambinintsoa jean aristide, tonga soa eto amin’ny Wikipedia amin'ny teny malagasy! | |||
---|---|---|---|
Bienvenue ! Si vous n'êtes pas un locuteur du malgache, vous aurez peut-être envie de visiter le portail des contributeurs non-malgaches. Faites-vous plaisir ! |
Manao ahoana tompoko, raha manona fanontaniana manokana ianao, dia afaka mametraka hafatra na eto na any amin'ny pejin-dresako. Mazotoa manoratra :) — Jagwargrr... mailaka 21 Novambra 2018 à 16:22 (UTC)
baiboly masina
hanovaNy teny hoe "tranga Streisand" dia vokatry ny tantara izay niseho tamin'ny 2003. Nandritra izany ny mpilalao sarimihetsika Barbra Streisand dia nanenjika teny amin'ny fitsarana ny mpanoratra sy mpaka sary an'abakabaka tsy miankina, Kenneth Adelman sy Pictopia.com mba hanasorana sy tsy hanaparitaka ny sarin'ny tananany[1],[2]. Endrika:M. dia nilaza fa naka sary manokana ny tanan'olo-tsotra mba handihihina ny fihotsaky ny tany amin'ny sisin-dranomasina manodidina ny tetikasa iray hafa[3]. Ny famoahana ny fitoriana dia nampahafantatra ilay sary tamin'ny akamaroan'ny amerikana. Maherin'ny 420,000 olona noho izany no nitsidika ilay tranokala ny volana manaraka iny[4].