Tichiac
Manao ahoana Tichiac, tonga soa eto amin’ny Wikipedia amin'ny teny malagasy! | |||
---|---|---|---|
Bienvenue ! Si vous n'êtes pas un locuteur du malgache, vous aurez peut-être envie de visiter le portail des contributeurs non-malgaches. Faites-vous plaisir ! |
BeGasy (Miresaha amiko) ((mg)), ((fr)), ((en))
--:D--:D 26 Novambra 2015 à 05:31 (UTC)
Filazana
hanovaMiarahaba tompoko.
Voalohany dia misaotra betsaka anao no nandray anjara tato amin'ny Wikipedia Malagasy, indrisy anefa dia tsy maintsy nofafako ireo lahatsoratra na pejy izay nosoratanao. Antony dia tsy ampy ny votoatiny na koa tsy mazava ny lahatsoratra. Koa manasana anao izahay ato amin'ny Wikipedia Malagasy mba hamerina indray ny lahatsoratrao mazava sady feno. Afaka mametraka hafatra ianao na amiko na amin'ny namana hafa i Jagwar
Misaotra tompoko!
BeGasy (Miresaha amiko) ((mg)), ((fr)), ((en))
--:D 26 Novambra 2015 à 05:44 (UTC)
Fanasana hanitatra ny lahatsoratra noforonina / Invitation to expand created articles
hanovaMiarahaba anao tompoko,
Misaotra anao mandray anjara eto amin'i Wikipedia. Maromaro izay ny lahatsoratra noforoninao mikasika ireo biôgrafia. Ny olana amin'izy ireo dia izy tsy ahitana fampahalalana mihoatra ny iray. Iangaviana ianao tompoko mba hanitatra kely ireo lahatsoratra ireo na amin'ny alalan'ny fanampiana daty niterahana na ny zom-pirenen'ny olona. Efa nisy mpandrindra namafa ny lahatsoratrao sasany ka torohevitra omena anao ihany ity.
Misaotra tompoko,
(In English)
Hello sir,
Thank you for contributing to Wikipedia. You have created a bunch of articles about people. The problem with them is that very few information is present, and they mostly contain only one piece of information. Therefore, you are invited to expand these articles by adding e.g. the date of birth or the nationality in those articles about people. An administrator has already deleted some of your articles, so this is only an advice given to you.
Thank you in advance