Dinika amin'ny mpikambana:Huhu
Ajouter une discussion Il n’y a aucune discussion sur cette page.
Manao ahoana Huhu, tonga soa eto amin’ny Wikipedia amin'ny teny malagasy !
Soniavo amin’ny alalan’ny ~~~~ (tilda efatra) foana ny fanontanianao: hampisy avy hatrany ny daty sy ora ary ny anaran'ny mpikambana nandefa ilay hafatra ny fanaovana izany.
Te-hanova na hamorom-pejy ve ianao ? Vangio ny pejy ahoana ny manova pejy
Nisy diso ve ny zavatra nataonao ?
Aza matahotra ! Tsy misy atahorana noho ireto antony ireo:
Mino izahay fa tsy minia ny hanao zava-dratsy ianao
Azo averina foana ny versiona nisy teo aloha Afaka manampy anao amin'ny fanoratana izahay, koa aza misalasala
Bienvenue ! Si vous n'êtes pas un locuteur du malgache, vous aurez peut-être envie de visiter le portail des contributeurs non-malgaches . Faites-vous plaisir !Welcome! If you are not an malagasy speaker, you may want to visit the non-malagasy community portal . Enjoy!
Mazotoa manoratra! Jagwar • (hiresaka) 24 Janoary 2009 à 19:02 (UTC)