Manao ahoana Cekli829, tonga soa eto amin’ny Wikipedia amin'ny teny malagasy!
Manomboka
Manomboka
Manomboka
fanoroana
fanoroana
Fanoroana
Torohevitra
Torohevitra
Torohevitra
  • Soniavo amin’ny alalan’ny ~~~~ (tilda efatra) foana ny fanontanianao: hampisy avy hatrany ny daty sy ora ary ny anaran'ny mpikambana nandefa ilay hafatra ny fanaovana izany.
  • Te-hanova na hamorom-pejy ve ianao ? Vangio ny pejy ahoana ny manova pejy
Diso ?
Diso ?
Nisy diso ve ny zavatra nataonao ?
  • Aza matahotra ! Tsy misy atahorana noho ireto antony ireo:
    • Mino izahay fa tsy minia ny hanao zava-dratsy ianao
    • Azo averina foana ny versiona nisy teo aloha

Afaka manampy anao amin'ny fanoratana izahay, koa aza misalasala

Bienvenue ! Si vous n'êtes pas un locuteur du malgache, vous aurez peut-être envie de visiter le portail des contributeurs non-malgaches. Faites-vous plaisir !
Welcome! If you are not an malagasy speaker, you may want to visit the non-malagasy community portal. Enjoy!

Mazotoa manoratra!

Manahoana tompoko,

Raha miteny malagasy ianao, dia aza misalasala manampy anay ; mila fanampiana manko izahay eto ... :) Azonao atao ihany koa no manoratra ahy amin'ny alàlan'ny imailaka. Tsindrio fotsiny ilay sarina valopy eo amin'ny soniako.

Miasotra mialoha, Jagwar grr... | 9 Septambra 2009 à 11:03 (UTC)Répondre