Doalhija
(tonga teto avy amin'ny Dhu al-Hijja)
Ny Doalhija dia volana faharoa ambin' ny folo ao amin' ny tetiandro mozilmana. Ny fanaovana fivahiniana masina (arabo: حَجّ / hajj) any amin' ny tanànan' i Meka mandritra ny folo andro voalohany no manamarika io volana io. Iray amin' ireo volana masina efatra ny Doalhija, ka ny efatra hafa dia ny Moharamo sy ny Rajabo ary ny Doalkida. Volana farany amin' ny taona ny volana Doalhija. Ny volana Doalkidà no eo alohany fa ny volana Moharamo, izay volana voalohany amin' ny taona kosa, no manaraka azy.
Jereo koa
hanova- Finoana silamo
- Volana ao amin' ny tetiandro mozilmana: Moharamo (arabo: مُحَرَّم / Muḥarram), Safary (صفر / Safar), Rabialaoaly (ربيع الأوّل / Rabi' al Awal), Rabiatany (ربيع الثاني / Rabi' ath-Thani), Jomadaalaoaly (جُمَادَىٰ الْأَوَّل / Jumada al Awwal), Jomadaatania (جمادى الثاني / Jumada ath-Thania), Rajabo (رجب / Rajab), Sabàny (شعبان / Sha'bane), Ramadany (رمضان / Ramadan), Saoaly (شوّال / Shawwal), Doalkidà (ذو القعدة / Dhu al Qidah), Doalhija (ذو الحجة / Dhu al-Hijja).