Ny Jomadaatany na Jomadaatania na Jomadaalkira dia volana faha-6 ao amin' ny tetiandro mozilmana. Amin' ny teny arabo dia atao hoe جمادى الثانية / Jumādā aṯ-ṯānya na جمادى الثاني / Jumādā at-tānī na جمادى الآخر / Jumādā al-āḵhir io volana io.

Jereo koa hanova