Moharamo

Ny Moharamo dia volana voalohany ao amin' ny tetiandro miozolmana ary isan' ny volana manan-danja indrindra izy, indrindra ho an' ny Silamo siita. izay ahatsiarovana ny fahafatesana maritioran'i Ḥusayn ibn ʿAlī sy ny fianakaviany. Iray amin' ireo volana efatra masina ho an' ny finoana silamo ny Moharamo, ka ny telo hafa dia ny Rajaba sy ny Doalkida ary ny Doalhija. Ny anaran' io volana io amin' ny teny arabo dia محرم / Muharram. Ny volana Doalhija, izay mamarana ny taona lasa, no eo alohany, ary ny volana Safary no manaraka azy.

Jereo koaHanova