6°21′00″N 2°26′00″E / 6.35000°N 2.43333°E / 6.35000; 2.43333

Cotonou
-
Velarantany 79 km2
Isam-ponina 679,012 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Benîno
Faritany Littoral (Benin)
Faritra NC

I Cotonou dia tanàna ao amin' ny tapany atsimon' i Benîno, izay ao amin' ny morontsiraka eo anelanelan' ny Helodranon' i Ginea sy ny farihy Nokoue, ao Afrika Andrefana. Izy no renivohitra ara-tokaren' i Benîno. Nisy mponina miisa 1 228 667 any ho any izy tamin' ny taona 2021. Malaza ao Afrika Andrefana i Cotonou noho ny fananany tsena iraisam-pirenena mirefy 20 hektara (Dantokpa).

Jereo koa

hanova

Tsiahy

hanova


 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Benîno ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.