Fiteny sinoa

(tonga teto avy amin'ny Chinese language)
Sinoa
Isan'ny mpiteny 1,31 miliara erak'izao tontolo izao
Faritany
Sata Ny teny mandarina no teny ofisialy amin'ny firenena izay manana teny sinoa ho teny ofisialy.


Ny fiteny sinoa dia fiteny maro voasokajy ao amin' ny fiteny sinô-tibetana. 1,3 lavitrisa mahery ny isan' ny olona miteny sinoa eto an-tany. Ny teny sinoa dia ao atao hoe fiteny sinitika koa.

Ny tontolo miteny sinoa

Sampan' ny fiteny sinoa

hanova

Fanoratana

hanova

Ny soratra anoratana ireo teny sinoa ireo dia tokana ihany, fa ny fanononana azy fotsiny no samihafa. Ny soratra ampiasaina amin' ny teny sinoa dia mifototra amin' ny kisarisary, izay nivoatra hatranihatrany noho ny fanatsorana azy ireo. Ankehitriny dia roa no isan' ny vondron' endri-tsoratry ny teny sinoa, ny tarehin-tsoratra sinoa nentin-drazana (ampiasaina ao Taiwan sy ao Hong kong) izay tsy nanatsotra ny endriky ny sinôgrama, sy ny tarehin-tsoratra sinoa notsorina (ampiasaina ao Sina Entim-Bahoaka), nipoitra tamin' ny taona 1956 tany Sina Entim-Bahoaka.

Misy ihany koa ny soratra antsoina hoe nüshu, ampiasain' ny vehivavy tsy mahazo manoratra.

Any amin' ny faritra mizaka-tena dia ampiasaina ihany koa ny soratra teratany toa ny dongba na ny dai.

Dikan-tsoratra amin' ny abidy latina

hanova

Maro ireo dikan-tsoratra amin' ny abidy latina izay ampaisaina ho an'ny teny sinoa:

Jereo koa

hanova