Abidy ara-peo natao mba handray an-tsoratra ny fiteny sinoa ny Bopomofo. Zhuyin Fuhao ( 注音符號 ) koa ny anarany afa.

ny Abidy Bopomofo

Hoan'ny mpianatra mianatra mamaky teny sinoa io abidy io. Mampiasa litera 37 sy feo (tons) efatra ary afaka mandray an-tsoratra ny feo (sons) rehetra ny fiteny mandarina ny Bopomofo.

Tabilao fampitahana hanova

Litera ny Abidy ny Zhuyin Fuhao
zanatsoratra farany renifeo

Jereo koa hanova