Bengo (faritany)
(tonga teto avy amin'ny Bengo)
08°47′00″S 13°59′10″E / 8.78333°S 13.98611°E
Bengo (faritany)
| |||
Velarantany | 31,371 km2 | ||
Isam-ponina | 356,641 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | Angola | ||
Faritany | Bengo | ||
Faritra | NC |
Bengo (faritany) dia iray amin'ireo faritany 18 any Angola, any amin'ny faritra afovoan'ny firenena, izay manana ny renivohiny ao amin'ny tanàna sy kaominina ao Caxito. Ny velarantaniny dia 31.371 kilometatra toradroa, ary ny isam-poniny dia 356.641 mponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2008. Ny faritany dia noforonina tamin'ny 1980 tamin'ny fizarana ny faritany tany am-boalohany an'i Luanda ho Bengo sy faritany kely kokoa an'i Luanda (faritany)
Kaominina
hanovaBié dia ahitana ireto kaominina (portogey: municípios) ireto:
Kaominina | Renivohitra | Velarantany (km2) | mponina |
---|---|---|---|
Ambriz | Ambriz | 4,204 | 16,611 |
Bula-Atumba | Bula | 3,604 | 56,718 |
Dande | Caxito | 6,529 | 82,992 |
Dembos | Quibaxe | 2,444 | 58,941 |
Nambuangongo | Muxaluando | 5,604 | 110,831 |
Pango-Aluquém | Pango | 2,754 | 45,680 |
Tanàna any Angola
hanovaLuanda (Renivohitra) - Lubango - Benguela - Huambo - Sumbe - Moçâmedes -Cuíto - Uíge
Faritany any Angola
hanova- Bengo, Benguela, Bié, Cabinda, Cuando Cubango, Cuanza Norte, Cuanza Sul, Cunene, Huambo, Huíla, Luanda, Lunda Norte, Lunda Sul, Malanje, Moxico, Namibe, Uíge, Zaire
Jereo koa
hanovaI Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Bengo Province |