Ny balan-tafondro dia bala miendrika varingarina, kitsoloha, feno akora mora mipoaka sy mirehitra, izay natokana hatifitra amin' ny alalan' ny tafondro.

Balan-tafondro M107, 155 mm.

Jereo koa hanova