Ny dinamita dia fitaovana afaka mipoaka mafy dia mafy izay namboarina amin' ny nitrôgliserinina, hamakiana ny harambato na hanimbana zavatra mafy hafa, ka ampiasaina indrindra amin' ny fitrandrahana harena an-kibon' ny tany na amin' ny fanamboaran-dalana. I Alfred Nobel no nanamboatra azy io voalohany tamin' ny taoa 1866.

Fanomanana ny dinamita mandritra ny fanamboarana ny tohodrano Douglas Dam (any ) tamin' ny taona 1942.
I Alfred Nobel (1833–1896)