Andamàna (nosy)
Ny nosy Andamàna dia tamba-nosy ao avaratra atsinanan' ny Ranomasimbe Indiana, ao amin' ny Ranomasin' i Andamàna, mikambana amin' i India, ahitana nosy miisa 204 ka 38 no misy olona monina. I Port Blair no tanàna lehibe indrindra ao sady rehivohiny. Misy mponina 314 239 ny ao.
Ny fitenin' ny mponina ao amin ny nosy AndamànaHanova
Ny fiteny any Andamàna dia fianakaviam-piteny misy vondrona roa, dia ny fiteny andamaney lehibe sy ny fiteny andamaney avaratra (atao hoe fiteny onge-jaraoa, mba tsy hisian' ny fampifangaroana azy amin' ny sampan' ny fiteny andamaney lehibe any avaratra).*