Ny Aljika dia vahoaka teratany any Amerika Avaratra.

Ny vondrom-poko sy ny foko hanova

I. Wiyot

1. Wiyot (†)

II. Yurok

2. Yurok

III. Teny Algônkiana

3. Arapaho
4. Pied-noir
5. Cheyenne
6. Cree
7. Fox
8. Menominee
9. Miami-Illinois (†)
10. Ojibwé
11. Potawatomi
12. Shawnee
A. Algonkina atsinanana
13. Abenaki atsinanana
14. Etchemin (†)
15. "Loup A" (†)
16. "Loup B" (†)
17. Mohican (†)
18. Malesita-passamaquoddy
19. Massachusett (†)
20. Micmac
21. Mohegan-Pequot (†)
22. Munsee (na Delaware)
23. Nanticoke (†)
24. Narragansett (†)
25. Pamlico (†)
26. Powhatan (†)
27. Quiripi-Naugatuck-Unquachog (†)
28. Shinnecock (†)
29. Unami (†)
30. Abenaki andrefana

Fiteny hanova

Ny fianakaviam-piteny aljika dia heverina fa avy amin' ny prôtô-aljika, fiteny prôtô laharana faharoa natsangana avy amin' ny fiteny prôtô-algônkiana ary koa ny fiteny wiyot sy yurok.

Ny ankamaroan' ny fiteny aljika dia ao amin' ny fianakaviam-piteny algônkiana, ampiasaina amin' ny faritra any amin' ny Tendrombohitra Rocky ka hatrany New-England. Ny fiteny aljika hafa dia ny fiteny yurok sy ny fiteny wiyot any amin' ny tapany avaratra-andrefan' i California.

Jereo Koa hanova