Shawnee
(tonga teto avy amin'ny Shawnee (teny))
Mponina miaina any Etazonia ny Shawnee. Ao anatin'y staty ny Ohio, ny Kentucky, sy ny Pensylvannia.
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/d/dd/Shawnee_lang.png/300px-Shawnee_lang.png)
Nisy tanana Shawnee kely tany aminy Illinois hatrany amin'i New York, tonga hatrany Georgia (Amerika) ny Shawnee.
Teny Algônkiana ny teny Shawnee ; manakaiky ny Mesquakie sy ny Kickapoo.
Chaouanon no anarana nomen'ny Frantsay azy taloha