Ôjiboe

(tonga teto avy amin'ny Ojibway (teny))

Ny Ôjiboe (na Anishinaabe) dia ilay vondrom-poko ngeza indrindra any Amerika Avaratra; miaraka aminy safiotra, izy fahatelo rehefa miresaka an' ilay vondrona ngeza indrindra any Etazonia; ao arian' i Cherokee sy ny Navajo; mitovy ny fivelaran' ny mponina ny Ôjiboe any Etazonia sy any Kanada. Miaina any avaratra ny Lac Supérieur ny Ôjiboe, any Sault-Sainte-Marie.

Lehilahy ôjiboe


Fiavina ny teny Ôjiboey

hanova

Avy any aminy Algônkiana ny teny hoe Ôbjiboe

 

Fiavinan' ilay anara-mponina ho Ôjiboey

hanova

Jereo koa

hanova