Alexandre Loukachenko
Alexandre Loukachenko | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Alexandre Loukachenko | ||
Teraka | 30 Aogositra 1954 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Belarosia | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
Alexandre Loukachenko (anarana Lusche) dia mpanao politika belarosiana teraka ny 30 Aogositra 1954. Izy no hany mpitondra sy mpanao didy jadona ao Belarosia nanomboka tamin'ny 20 Jolay 1994. Tamin'ny 24 Febroary 2022, nanambara ny fitiavany an'i Vladimir Putin izy.
Fanambarana ady
hanovaTamin'ny 24 Febroary 2022, nanafika an'i Okraina ny miaramila Rosiana avy any Belarosia. Saingy noroahina izy ireo tao anatin'ny 14 andro, ary nanomboka teo dia nimenomenona i Lukashenko. Nanomboka teo dia voatery nanadio ny kiraron'i Vladimir Putin ilay mpanao didy jadona.
Ny fiainany manokana
hanovaNy vadiny dia Galina Lukashenko. Ny zanany dia Nikolay Lukashenko, Victor Lukashenko, Dzmitry Lukashenko.
Jereo koa
hanovaRohy ivelany
hanova- Ao amin'i Freebase: [1]