500 Amin'ny kalandrie hafa
kalandrie Gregoriana 500
D
Ab urbe condita 1253
kalandrie Armenianina N/A
Kalandrie sinoa 3196–3197
Calendario ebreo 4260–4261
Kalandrie hindoa
~ Vikram Samvat
~ Shaka Samvat<

555–556
422–423
Kalandrie persana 122 BP – 121 BP
kalandrie arabo 126 BH – 125 BH
kalandrie Ronika 750

Zava-nitranga hanova

Azia hanova

  • Fivoaranan'ny hetsika sosialy sy relijiosin'i Mazdak any Persa.
  • Mihirakula, zanak'i Toramān, sefon'ny Hiona Fotsy (huns hephtalites) manafika ny India Avaratra, mandroban'ny fanjakana kusānan'i Ganghara ary namotika ny fanjakan'i Gupta.
  • Niditra tany Japana ny Bodisma avy any Korea (500-522)

Eoropa hanova

  • Nandresy ny Borgaondy any l'Oyche sy any Dijon i Clovis

Fahafatesana hanova