1997
1997 Amin'ny kalandrie hafa | |
kalandrie Gregoriana | 1997 MCMXCVII |
Ab urbe condita | 2750 |
kalandrie Armenianina | 1446 |
Kalandrie sinoa | 4693–4694 |
Calendario ebreo | 5757–5758 |
Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< |
2052–2053 1919–1920 |
Kalandrie persana | 1375–1376 |
kalandrie arabo | 1418–1419 |
kalandrie Ronika | 2247 |
Zava-nitranga
hanova- 2-13 Novambra : Fivoriana momba ny fiovan'ny toetr'andro, any Buenos Aires.
- 1 Desambra : Fivorian'ny Firenena Mikambana momba ny fiovan'ny toetr'andro any Kyōtō : firenena 160 no nanapahan-kevitra momba ny fampidinana ny etona mampafana ny rivotra (GES) 5,2% amin'ny 2012.
- 13 Desambra : nanome fahafahana ho an'ny topa ara-bola ny OMC manomboka amin'ny Martsa 1999
- 3-4 Desambra : Fivorian' Ottawa. Dina momba ny fandrarana ny fampiasana, ny fitehirizana sy ny famotehana ny vanja antipersonaly, nosoniavina tany Ottawa. Firenena 35 no hanao sonia io dina hiasa amin'ny 1 Martsa 1999 io. Firenena 50 no tsy hanao sonia, toy ny Etazonia, ny Rosia sy ny Sina.
- Manome fanakorontanana ara-toetrandro ny El Niño manerana ny tany.
Afrika
hanova- 11 Aprily : Fahataperan'ny ady an-trano any Angola, nanomboka tamin'ny 1977
- 17 Mey : Miditra any Kinshasa ny maramilan'ny AFDL. Fandresen'i Laurent-Désiré Kabila tao afaka tapa-bolana, lasa (niverina) filohan'i Repoblika Demokratikan'i Kongo.
- 25 Mey : Coup d'État any Sierra Leone, mandritra ny ady an-trano, manery ny filoha lany Ahmad Tejan Kabbah handositra any ivelany. Afaka i Johnny Paul Koroma.
- 5 Jiona : Ady an-trano any amin'ny Repoblikan'i Kongo.
- 8 Jiona : i Alpha Oumar Konaré, filoham-pirenen'i Mali, dia manomboka ny fanomezan-dalana 5 taona.
- 2 Aogositra : Charles Taylor, filohan'i Liberia.
- 8 Septambra : Mikambana amin'ny SADC ny R.D.K toy ny Seychelles, niala tamin'ny 1 Jolay 2004.
Amerika
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Azia
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !