Ny Faritanin' i Qom dia iray amin' ny faritany 31 ao Iràna. Any amin' ny tapany avaratry ilay firenena no misy azy ary ny renivohiny dia ny tanànan' i Qom. Manana velarana mirefy 11 237 km² izy, izay mandrakotra ny 0,89 % amin' ny velaran' i Iràna manontolo. Noforonina tamin' ny fizaràna ny Faritanin' i Teheran tamin' ny taona 1995 izy. Tamin' ny taiona 1996 dia nisy mponina 853 000 io faritany io ka ny 91,2 % amin' ireo dia mipetraka any an-tanàn-dehibe ary ny 8,8 % any ambanivohitra. Ny Faritanin' i Qom dia manana tanàn-dehibe iray sy departemanta efatra ary vohitra miisa 256.

Ny Faritanin' i Qom

Jereo koa hanova