Zoro mifameno

Ny zoro mifameno dia zoro roa izay mahafeno 90° (toy ny zoro mahitsy) ny fitambaran' ny refiny.

Zoro mifameno

Jereo koaHanova