Ny mety ho sarin'i Christophe Colomb

I Christophe Colomb (teraka anelanelan'ny 25 Aogositra sy ny 31 Oktobra 1451 tany Zena - Maty tamin'ny 20 Mey 1506, tany Valladolid, Espaina) dia olona voalohany indrindra tamin'ny Tantara niampita ny Ranomasimbe Atlantika amin'ny alalan'ny fahitana lalana vaovao mandeha-miverina anelanelan'ny kaontinanta Amerikana (noheveriny fa ny India) sy ny Eoropa.