Wikimedia Commons
Mediateky an-tranonkala ny Wikimedia Commons. Nataon'i Wikimedia Foundation sy commons.
Voaangona ao ny media isan-karazany (sary, sary mihetsika, mozika, lahatsoratra an-tsoratra sy lahatsoratra tenenina.... Misy ilàna azy ny daholo ny sary sy ny sary mihetsika rehetra.
Tantara
hanovaNisokatra taminy taona 2004, nisy fisy 100.000 tao anatiny tamin'ny 24 Mey 2005, nisonitra iray tapitrisa ny isan'ny fisy tamin'ny novambra 2006, roa an'tapitrisa amin'ny oktobra 2007 dia telo an'tapitrisa izy tamin'ny taona 16 jolay 2008
Fanoroana
hanovaBotsoaka ny Wikimedia Commons, afaka mandika, manolo ny fisy hita ra fantatra ny fiaviny sy ny mpanao. Amban'ny Lisansa GFDL ny ankabeazan'ny fisy misy ao anatin'ny Commons, ny fomba fampiasann'ny fisy ao anatin'ilay pajy ny fanoriana miaraka amin'ilay fisy.
Tokony afaka zaraina ny media ao anatin'ny Wikimedia Commons. Tokony fantatra fotsiny ny anaran'ilay mpanao azy dia manomeha azy ambany lisansa tokana. Tokony misy ao anatin'nà projet wikimedia iray izy. Ny format an'ilay fisy dia PNG, GIF, JPEG, XCF, PDF, MIDI, Ogg, SVG et DjVu, tsy misy zavatra afa azo ampidirina. Ny angeda ny fisy iray tsy mahazo miaotra ny 20 Mo
Mampiasa teknolojia Wiki ny Commons. Afaka ovan'iza n'iza ny pejy misy ao izany, tsy mila fahalalàna manokana, ambon'ny Navigateur Web (Internet Explorer, Mozilla, Opera...). Afaka ampiasaina ny fisy ny Commons ambon'ny projet afa (Wikipedia, Wikibooks).
Ambon'ny DVD-ROM
hanovaAmin'ny Aprily 2005, i Directmedia Publishing nandika ny wikipedia alemana tambon'ny DVD-ROM. Nisy sary 10.000 ao anatiny