Vohitra (renirano)

I Vohitra dia renirano any amin' ny Faritra Alaotra-Mangoro sy ny Faritra Atsinanana, dia any afovoany atsinanan' i Madagasikara. Mivarina any amin' ny morontsiraka atsinanana. Mandalo an' Andasibe sy Moramanga izy vao izay mivarina any amin' ny ony Rianila akaikin' i Anivorano Est. Any amin' ny 1 200 m ny loharanony. Mirefy 200 km ny halavany ary 2 540 km2 ny sahan-dranony.

Jereo koa hanova