Ny voatango dia karazam-boatavo lavalava voa, izay fihinana manta ny nofony, zavamaniry mandady ambolena eto Madagasikara. Ny nofony dia manopy mavokely, manitra. Mamy kokoa ny nofony arakaraka ny fahamatoiny. Ny voany dia mahatratra na mihoatra ny 2 kg. Atao hoe Cucumis parvifolius ny narany ara-tsiansa. Karazan' ny Cucumis melo izy, ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae.

Jereo koa hanova