Ny voajabo na voanketsihetsy na voazavo (Citrullus lanatus) dia karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae sy ny anaran' ny voankazo azo hanina. Zavamaniry sahala amin' ny voaloboka mihodinkodina sy mitongilana izy io, voankazo volena maneran-tany, misy karazany maherin' ny 1000.

Voajabo

Jereo koa hanova