Fivarotana andevo

(tonga teto avy amin'ny Varotra andevo)

Ny fivarotana andevo na varotra andevo dia raharaham-barotra izay anakalozana vola na zavatra hafa ny andevo eo an-toerana na avy any an-tany lavitra. Tokony efa tany amin' ny andro fahagola no nisian' ny fivarotana andevo. Ny fivarotana andevo tany Atsinanana sy ny fivarotana andevo mainty miampita an' i Atlantika no lehibe indrindra amin' ny fomba fitrandrahana ny fanandevozana. Ny endrik' io varotra io ankehitriny dia ilay atao hoe "varotra olona".

Tsena fivarotana andevo tao Kahira (Ejipta), sary nataon' i David Roberts, 1838/1839.

Jereo koa hanova