Ny tarika Vaovy dia tarika avy any Androy natsangan'i Jean Gabin Fanovona tamin'ny taona 1974. Io anatana io dia avy amin'ny anaran'ny karazan-kazo mafy tsy hita raha tsy eto Madagasikara.

Zavamaneno nampiasainy hanova

Nampiasa fitaovana maoderina izy. Ny taona 1984 izy dia niverina nampiasa ny fomba tranainy: antsa, amponga, marovany. Fa ankehitriny kosa dia natambany ireo fomba roa ireo.

Kapila navoaka hanova

Hatramin'ny taona 1984 dia namoaka kapila dimy:

  • "Lahimora",
  • "Androy tane mileven-drano",
  • "Omeo rano",
  • "Salakao"
  • "Talignere".

Fahafatesan'i Jean Gabin Fanovona hanova

Ny vatana mangatsiaka dia nentina tany Ambovobe Adroy tamin'ny harivan'ny 10 marsa 2010. Ny omalin'io izy dia nampakarin'ny minisitry ny Kolontsaina ho amin'ny mari-boninahitry ny Chevalier de l’Ordre National Malagasy tao an-tram-pokonolona Analakely izay nanaovana ny fiaretan-tory hatramin'ny alatsinainy[1].

Jereo koa: hanova

Loharano hanova

  1. "Décès de Vaovy Gabin Archived Martsa 4, 2016 at the Wayback Machine". Le corps du défunt sera ramené à Ambovombe Androy ce soir ! (10-03-2010). Vaovy Gabin a été élevé, hier, à la dignité de « Chevalier de l’Ordre National Malagasy » par le ministre de la Culture et du Patrimoine, toujours à la Tranompokonolona Analakely où s’est tenue la veillée funèbre depuis lundi.