Ny tongolomadinika dia zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Amaryllidaceae (Liliaceae taloha), ambolena hanatsarana sakafo na hatao anana. Allium cepa var. aggregatum na Allium hierochuntinum (taloha Allium ascalonicum) ny anarany ara-tsiansa. Indraindray ny tongolomadinika dia heverina ho karazana manokana, indraindray ho karazan' ny tongolobe fotsiny ihany.

Tongolomadinika

Jereo koa hanova