Ny tongoloherana dia karazan-javamaniry maniry isan-taona, ambolena be dia be hahazoana raviny hatao anana. Allium ampeloprasum var. porrum (teo aloha Allium porrum) ny anarany ara-tsiansa. Avy amin' ny fiambolena ny tongoloherana dia (Allium ampeloprasum) izy ary voafantina noho ny raviny, ao amin' ny fianakaviana Amaryllidaceae.

Tongoloherana

Jereo koa hanova