Tiatira
I Tiatira dia tanàna tao Azia Minora tamin' ny Andro Taloha izay nahazo anarana vaovao ao Torkia atao hoe Akhisar, izay niorina 80 km miala ny Ranomasina Egea. Atao hoe Θυάτειρα / Thuateira izy amin' ny teny grika. I Seleokôsy I Nikatôra no nanome anarana (358-280 tal. J.K.) io tanàna io.
Jereo koa
hanovaTanàna misy ireo fiangonana fiton' ny Apôkalipsy: